Nehemia 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 sy Matania+ mpitarika hira fiderana sy nanao ny fiderana+ tamin’ny fotoanan’ny vavaka,+ izay zanak’i Mika, zanak’i Zabdy, zanak’i Asafa;+ sy Bakbokia mpiandraikitra lefitra teo amin’ny rahalahiny, ary Abda zanak’i Samoa, zanak’i Galala,+ zanak’i Jedotona.+ Nehemia 12:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 sy ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona izay nitondra trompetra,+ dia i Zakaria, zanak’i Jonatana, zanak’i Semaia, zanak’i Matania, zanak’i Mikaia, zanak’i Zakora,+ zanak’i Asafa,+
17 sy Matania+ mpitarika hira fiderana sy nanao ny fiderana+ tamin’ny fotoanan’ny vavaka,+ izay zanak’i Mika, zanak’i Zabdy, zanak’i Asafa;+ sy Bakbokia mpiandraikitra lefitra teo amin’ny rahalahiny, ary Abda zanak’i Samoa, zanak’i Galala,+ zanak’i Jedotona.+
35 sy ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona izay nitondra trompetra,+ dia i Zakaria, zanak’i Jonatana, zanak’i Semaia, zanak’i Matania, zanak’i Mikaia, zanak’i Zakora,+ zanak’i Asafa,+