1 Tantara 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nisy mpiandry vavahady efa-dahy mahay, izay nitana andraikitra satria mendri-pitokisana. Levita izy ireo, ary niandraikitra ny efitra fisakafoana+ sy ny zava-tsarobidy+ tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.
26 Nisy mpiandry vavahady efa-dahy mahay, izay nitana andraikitra satria mendri-pitokisana. Levita izy ireo, ary niandraikitra ny efitra fisakafoana+ sy ny zava-tsarobidy+ tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.