Asan’ny Apostoly 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nitaky ny hanana mpanjaka+ anefa izy ireo taorian’izay. Koa nomen’Andriamanitra azy nandritra ny efapolo taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+
21 Nitaky ny hanana mpanjaka+ anefa izy ireo taorian’izay. Koa nomen’Andriamanitra azy nandritra ny efapolo taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+