-
Nehemia 4:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary hoy izy teo anatrehan’ny rahalahiny+ sy ny tafik’i Samaria: “Inona koa no ataon’ireo Jiosy kely aina ireo? Mihevitra angaha ry zareo hoe mahavita tena? Hanao sorona+ angaha ry zareo? Ho vitan’izy ireo indray andro angaha io? Tadiavin’izy ireo hampiasaina indray angaha ireo vato efa may avy amin’ny fakofako+ feno vovoka?”
-