2 Samoela 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy izy: “Sanatria ahy ny hanao izany,+ Jehovah ô! Hisotro ny ran’ireo+ lehilahy nanao vivery ny ainy ireo ve aho?” Koa tsy nety nisotro izy. Izany no nataon’ireo telo lahy mahery ireo.
17 Ary hoy izy: “Sanatria ahy ny hanao izany,+ Jehovah ô! Hisotro ny ran’ireo+ lehilahy nanao vivery ny ainy ireo ve aho?” Koa tsy nety nisotro izy. Izany no nataon’ireo telo lahy mahery ireo.