17 Vitsy kely sisa no ho tavela amin’ireo mpandefa tsipìka, dia ireo lehilahy mahery amin’ny taranak’i Kedara,+ fa i Jehovah Andriamanitry ny Israely no efa niteny.”+
21 Ny Arabo+ sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ no nampiasainao tamin’ny varotra, ka ireny no nifanaovanao varotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osilahy.+