FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+

  • Mpitsara 19:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nandroso ihany izy ireo, ka nanohy ny diany. Ary nanomboka nilentika ny masoandro vao tonga teo akaikin’i Gibean’i Benjamina, izy ireo.

  • Mpitsara 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia novorina avy any an-tanànany avy ny taranak’i Benjamina tamin’izay andro izay, ka nisy lehilahy enina arivo sy roa alina, samy mpitan-tsabatra.+ Mbola tsy ao anatin’ireo ny mponina tao Gibea, izay nisy fitonjato lahy voafantina.

  • 1 Tantara 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ka mpandefa zana-tsipìka, izay sady kavanana no kavia+ rehefa mampiasa pilotra+ sy mandefa zana-tsipìka.+ Rahalahin’i Saoly izy ireo, izany hoe, Benjaminita.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara