Mpitsara 6:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary tonga tamin’i* Gideona ny fanahin’i* Jehovah,+ ka notsofiny ny anjombona.+ Dia novorina ny Abi-ezerita+ mba hanaraka azy. Mpitsara 13:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa nandeha ny fotoana, dia nanomboka nanentana azy ny fanahin’i Jehovah,+ tany Mahane-dana,+ teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola.+
34 Ary tonga tamin’i* Gideona ny fanahin’i* Jehovah,+ ka notsofiny ny anjombona.+ Dia novorina ny Abi-ezerita+ mba hanaraka azy.
25 Rehefa nandeha ny fotoana, dia nanomboka nanentana azy ny fanahin’i Jehovah,+ tany Mahane-dana,+ teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola.+