2 Samoela 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nentin’i Davida niakatra koa ny lehilahy+ niaraka taminy, mbamin’ny ankohonan’izy ireo avy. Dia nanorim-ponenana tao amin’ireo tanàna tany amin’ny faritr’i Hebrona izy ireo.
3 Ary nentin’i Davida niakatra koa ny lehilahy+ niaraka taminy, mbamin’ny ankohonan’izy ireo avy. Dia nanorim-ponenana tao amin’ireo tanàna tany amin’ny faritr’i Hebrona izy ireo.