Nomery 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ary eo amin’ny Tendrombohitra Hora ka hatreo amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata,+ ary hitohy mankany Zedada,+ Zakaria 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Melohina koa i Hamata+ izay eo amin’ny sisin-taniny, mbamin’i Tyro+ sy Sidona,+ na dia hendry+ aza izy.
8 ary eo amin’ny Tendrombohitra Hora ka hatreo amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata,+ ary hitohy mankany Zedada,+
2 Melohina koa i Hamata+ izay eo amin’ny sisin-taniny, mbamin’i Tyro+ sy Sidona,+ na dia hendry+ aza izy.