Eksodosy 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+
20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+