FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hosory ho mpisorona izy ireo, tahaka ny nanosoranao ny rainy.+ Dia hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy ireo. Noho izany fanosorana izany, dia ho afaka hanao ny asa fisoronana mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo, hatramin’ny taranany fara mandimby.”+

  • Nomery 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hiditra hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana ny Levita avy eo.+ Koa diovy izy ireo ary atolory ho fanatitra ahetsiketsika.+

  • Nomery 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Asaivo miaraka aminao ireo rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, izany hoe ny fokon’ny rainao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ mbamin’ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+

  • Deoteronomia 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary hanatona eo ny mpisorona taranak’i Levy, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao hanompo azy+ sy hitso-drano+ amin’ny anaran’i Jehovah, ary ny tenin’izy ireo no hoenti-mandamina ny adihevitra rehetra momba ny herisetra isan-karazany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara