Isaia 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nataon’i Jehovah sahiran-kevitra+ i Ejipta, ary ny mpitarika azy dia nampirenireny azy tamin’ny asany rehetra, ka toy ny olona mamo mibolisatra eo amin’izay naloany+ izy. Ezekiela 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ary raha misy mpaminany voafitaka nefa milaza faminaniana, dia izaho Jehovah no namitaka azy.+ Koa haninjitra ny tanako hamely azy aho, ary hofongorako tsy ho eo amin’ny Israely oloko izy.+
14 Nataon’i Jehovah sahiran-kevitra+ i Ejipta, ary ny mpitarika azy dia nampirenireny azy tamin’ny asany rehetra, ka toy ny olona mamo mibolisatra eo amin’izay naloany+ izy.
9 “‘Ary raha misy mpaminany voafitaka nefa milaza faminaniana, dia izaho Jehovah no namitaka azy.+ Koa haninjitra ny tanako hamely azy aho, ary hofongorako tsy ho eo amin’ny Israely oloko izy.+