FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 23:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+

      Na zanak’olombelona ka hanenina.+

      Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,

      Ary efa niteny ka tsy hanefa?+

  • 1 Mpanjaka 22:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa nasian’i Jehovah fanahy mamitaka tao am-bavan’ireto mpaminaninao rehetra ireto.+ Nilaza anefa i Jehovah fa loza no hanjo anao.”+

  • Ezekiela 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa raha nampitandrina ny ratsy fanahy kosa ianao,+ fa izy no tsy miala amin’ny faharatsiany sy ny lalan-dratsiny, dia ho faty noho ny fahadisoany izy,+ fa ianao kosa hahavonjy ny ainao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara