2 Tantara 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanjary nahery fo koa izy tamin’ny fanarahana ny lalan’i+ Jehovah, ka nesoriny mihitsy aza ireo toerana avo+ sy tsato-kazo masina+ tao Joda.
6 Nanjary nahery fo koa izy tamin’ny fanarahana ny lalan’i+ Jehovah, ka nesoriny mihitsy aza ireo toerana avo+ sy tsato-kazo masina+ tao Joda.