Deoteronomia 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ary nandidy ny mpitsaranareo aho tamin’izay hoe: ‘Rehefa mihaino ny rahalahinareo hotsaraina ianareo, dia tsarao araka ny rariny+ izay manana ady amin’ny rahalahiny, na amin’ny vahiny+ monina eo aminy.
16 “Ary nandidy ny mpitsaranareo aho tamin’izay hoe: ‘Rehefa mihaino ny rahalahinareo hotsaraina ianareo, dia tsarao araka ny rariny+ izay manana ady amin’ny rahalahiny, na amin’ny vahiny+ monina eo aminy.