1 Mpanjaka 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanangana ny rindrin’ilay trano izy, ka nasiany hazo fisaka sedera ny aty rindrina. Norakofany hazo nanomboka teo amin’ny gorodon’ilay trano ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo. Ary hazo fisaka zenevrie+ no nataony gorodon’ilay trano.
15 Nanangana ny rindrin’ilay trano izy, ka nasiany hazo fisaka sedera ny aty rindrina. Norakofany hazo nanomboka teo amin’ny gorodon’ilay trano ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo. Ary hazo fisaka zenevrie+ no nataony gorodon’ilay trano.