1 Mpanjaka 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nopetahany takela-bolamena ilay trano manontolo,+ mandra-pahavitan’ilay trano. Nopetahany takela-bolamena koa ilay alitara+ manontolo,+ izay teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra. 1 Tantara 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Talenta volamena telo arivo avy any Ofira,+ sy talenta volafotsy fito arivo izay efa voadio, handrakofana ny rindrin’ireo efitra,
22 Dia nopetahany takela-bolamena ilay trano manontolo,+ mandra-pahavitan’ilay trano. Nopetahany takela-bolamena koa ilay alitara+ manontolo,+ izay teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra.
4 Talenta volamena telo arivo avy any Ofira,+ sy talenta volafotsy fito arivo izay efa voadio, handrakofana ny rindrin’ireo efitra,