FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana+ ary ny haja+ amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Ary anao ny fanjakana,+ Jehovah ô, dia ianao izay misandratra ambony noho ny zava-drehetra.+

  • Daniela 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Didy nambaran’ny mpiambina+ izany, ary didim-pitsarana nambaran’ireo masina, mba hahalalan’ny velona fa ilay Avo Indrindra no Mpitondra eo amin’ny fanjakan’ny olombelona,+ ka izay tiany homena azy no omeny azy,+ ary ilay ambany indrindra amin’ny olombelona no apetrany eo amin’izany fanjakana izany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara