FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nanao izay tratran’ny heriko+ aho hanomanana+ izay ilaina ho an’ny tranon’Andriamanitro, ka nanomana volamena+ ho an’izay zavatra volamena, volafotsy ho an’izay volafotsy, varahina ho an’izay varahina, vy+ ho an’izay vy, hazo+ ho an’izay ampiasana hazo, ary koa vato oniksa,+ vato voatefy araikitra amin’ny rihitra mafy, vato madinika samihafa loko, vatosoa isan-karazany, ary vatosanga be dia be.

  • 1 Tantara 29:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary izay nanana vatosoa dia nanome izany ho isan’ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah, ka i Jehiela+ Gersonita+ no niandraikitra izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara