FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Ary ny hanaovanao ny tranolay masina dia lamba folo+ vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara, sy kofehy manga, sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena, ary kofehy mena midorehitra.+ Dia horavahanao kerobima+ atao peta-kofehy ireo lamba.

  • 1 Mpanjaka 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nasiana sary sokitra ny rindrina rehetra tamin’ilay trano, na ny efitra anatiny na ny efitra ivelany, dia sarina kerobima+ sy hazo palmie+ ary felam-boninkazo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara