-
1 Mpanjaka 22:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Dimy amby telopolo taona i Josafata, tamin’izy nanomboka nanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanak’i Sily.
-