Nomery 33:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 niainga avy tao Abrona, dia nitoby tao Eziona-gebera;+ Deoteronomia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nandalo lavidavitra an’ireo taranak’i Esao+ rahalahintsika monina any Seira isika, ary nialantsika ny lalana mankany Araba+ sy Elata ary Eziona-gebera.+ “Dia nivily isika ka nandeha tamin’ny lalana mankany an-tany efitr’i Moaba.+ 1 Mpanjaka 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary i Solomona Mpanjaka nanao sambo maromaro tao Eziona-gebera,+ izay teo akaikin’i Elota,+ teo amoron’ny Ranomasina Mena, tany Edoma.+
8 Koa nandalo lavidavitra an’ireo taranak’i Esao+ rahalahintsika monina any Seira isika, ary nialantsika ny lalana mankany Araba+ sy Elata ary Eziona-gebera.+ “Dia nivily isika ka nandeha tamin’ny lalana mankany an-tany efitr’i Moaba.+
26 Ary i Solomona Mpanjaka nanao sambo maromaro tao Eziona-gebera,+ izay teo akaikin’i Elota,+ teo amoron’ny Ranomasina Mena, tany Edoma.+