Matio 27:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Ary nitriatra roa hatrany ambony ka hatrany ambany ilay ridao+ tao amin’ny toerana masina,+ dia nihovotrovotra ny tany, ary nitresaka ny vatolampy.+ Hebreo 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Izany lalana izany no nosantariny ho antsika ho lalam-baovao sy velona izay mamaky eo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.+
51 Ary nitriatra roa hatrany ambony ka hatrany ambany ilay ridao+ tao amin’ny toerana masina,+ dia nihovotrovotra ny tany, ary nitresaka ny vatolampy.+
20 Izany lalana izany no nosantariny ho antsika ho lalam-baovao sy velona izay mamaky eo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.+