21 Koa hoy i Jorama: “Omano ny kalesin’ady!”+ Dia natao izany, ka lasa i Jorama mpanjakan’ny Israely sy Ahazia+ mpanjakan’ny Joda, samy nandeha tamin’ny kalesiny avy. Rehefa teny an-dalana hitsena an’i Jeho izy ireo, dia nifanena taminy teo amin’ny sombin-tanin’i Nabota+ Jezirelita.