Eksodosy 36:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nanao ridao+ izy, tamin’ny kofehy manga sy volonondry volomparasy somary mena sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara. Ary noravahany kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.
35 Ary nanao ridao+ izy, tamin’ny kofehy manga sy volonondry volomparasy somary mena sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara. Ary noravahany kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.