1 Tantara 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary i Davida mbola nanao trano+ hafa ho azy tao amin’ny Tanànan’i Davida. Dia nanomana toerana+ ho an’ny Vata masin’Andriamanitra izy, ka nanangana tranolay ho azy io.
15 Ary i Davida mbola nanao trano+ hafa ho azy tao amin’ny Tanànan’i Davida. Dia nanomana toerana+ ho an’ny Vata masin’Andriamanitra izy, ka nanangana tranolay ho azy io.