1 Tantara 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nizara azy ireo araka ny fanompoana hiandraiketany avy i Davida, sy Zadoka+ avy amin’ny taranak’i Eleazara, ary Ahimeleka+ avy amin’ny taranak’i Itamara.+
3 Ary nizara azy ireo araka ny fanompoana hiandraiketany avy i Davida, sy Zadoka+ avy amin’ny taranak’i Eleazara, ary Ahimeleka+ avy amin’ny taranak’i Itamara.+