2 Mpanjaka 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nanao araka izay rehetra nandidian’i Joiada mpisorona ireo lehiben’ny zato,+ ka samy naka an’izay olom-peheziny, dia izay niditra tamin’ny andro sabata+ sy izay nivoaka tamin’ny andro sabata. Dia nankao amin’i Joiada mpisorona izy ireo.
9 Dia nanao araka izay rehetra nandidian’i Joiada mpisorona ireo lehiben’ny zato,+ ka samy naka an’izay olom-peheziny, dia izay niditra tamin’ny andro sabata+ sy izay nivoaka tamin’ny andro sabata. Dia nankao amin’i Joiada mpisorona izy ireo.