1 Tantara 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nozaraina ho toy izao ny mpiandry vavahady:+ Ny tamin’ny Korahita+ dia i Meselemia+ zanak’i Kore, taranak’i Asafa. 1 Tantara 26:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa natao ny antsapaka+ na ho an’ny kely na ho an’ny lehibe, araka ny fianakaviambeny,+ mba hahafantarana izay vavahady hambenany avy.
26 Ary nozaraina ho toy izao ny mpiandry vavahady:+ Ny tamin’ny Korahita+ dia i Meselemia+ zanak’i Kore, taranak’i Asafa.
13 Koa natao ny antsapaka+ na ho an’ny kely na ho an’ny lehibe, araka ny fianakaviambeny,+ mba hahafantarana izay vavahady hambenany avy.