Ohabolana 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Faly ny ao an-tanàna satria tsara toetra ny olo-marina,+ ary mihoby ny olona rehefa maty ny ratsy fanahy.+ Ohabolana 29:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Faly ny vahoaka+ rehefa mihamaro ny olo-marina, fa misento kosa izy raha ny ratsy fanahy no mitondra.+
10 Faly ny ao an-tanàna satria tsara toetra ny olo-marina,+ ary mihoby ny olona rehefa maty ny ratsy fanahy.+
2 Faly ny vahoaka+ rehefa mihamaro ny olo-marina, fa misento kosa izy raha ny ratsy fanahy no mitondra.+