2 Mpanjaka 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fito taona i Joasy+ tamin’izy nanomboka nanjaka.+ 2 Korintianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy ny tenanay akory no mahatonga anay ho ampy fahaizana ka hanjary hihevitra fa avy aminay izany fahaizana izany.+ Fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay ho ampy fahaizana.+
5 Tsy ny tenanay akory no mahatonga anay ho ampy fahaizana ka hanjary hihevitra fa avy aminay izany fahaizana izany.+ Fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay ho ampy fahaizana.+