2 Mpanjaka 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jeho,+ no lasa mpanjaka i Joasy,+ ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.
12 Tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jeho,+ no lasa mpanjaka i Joasy,+ ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.