20 Koa hisasa amin’ny rano izy ireo mba tsy ho faty rehefa miditra ao amin’ny tranolay fihaonana, na rehefa manatona ny alitara mba hanompo ka handoro fanatitra atao anaty afo hidona-tsetroka ho an’i Jehovah.+
8 Ary ny kovetabe varahina+ sy ny tongony varahina, dia nataony tamin’ny fitaratr’ireo vehivavy izay nanao ny fanompoana voalamina teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+