1 Mpanjaka 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohanao ianao, ka lasa nanao andriamani-kafa+ sy sarivongana metaly+ mba hampahatezitra+ ahy, fa izaho kosa narianao tany ivohonao.+
9 Fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohanao ianao, ka lasa nanao andriamani-kafa+ sy sarivongana metaly+ mba hampahatezitra+ ahy, fa izaho kosa narianao tany ivohonao.+