Genesisy 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+ 2 Tantara 24:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa niray tetika hanohitra an’i Zakaria izy ireo,+ ka nitora-bato azy+ teo an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah, araka ny baikon’ny mpanjaka. Lioka 11:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 nanomboka tamin’ny ran’i Abela+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria,+ izay novonoina teo anelanelan’ny alitara sy ny tranon’Andriamanitra.’+ Eny, lazaiko aminareo fa hatao ampamoaka noho ny amin’izany ity taranaka ity. Apokalypsy 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nandatsaka ny ran’ny olona masina sy ny mpaminany+ mantsy izy ireo, ka nomenao ra+ hosotroiny. Eny, mendrika izany izy ireo.”+
5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+
21 Koa niray tetika hanohitra an’i Zakaria izy ireo,+ ka nitora-bato azy+ teo an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah, araka ny baikon’ny mpanjaka.
51 nanomboka tamin’ny ran’i Abela+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria,+ izay novonoina teo anelanelan’ny alitara sy ny tranon’Andriamanitra.’+ Eny, lazaiko aminareo fa hatao ampamoaka noho ny amin’izany ity taranaka ity.
6 Nandatsaka ny ran’ny olona masina sy ny mpaminany+ mantsy izy ireo, ka nomenao ra+ hosotroiny. Eny, mendrika izany izy ireo.”+