FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tamin’izy ireo niditra tao an-trano mantsy, dia natory teo am-pandriana tao amin’ny efitra fatoriany i Isboseta. Ary nasian’izy ireo izy ka matiny,+ dia notapahin’izy ireo ny lohany+ ka nentiny. Ary nandeha tamin’ny lalana mankany Araba izy ireo nandritra ny alina.

  • 2 Mpanjaka 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Niray tetika+ hamono an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano+ teo amin’ny Dongon-tany,+ izay tany amin’ny lalana midina ho any Sila.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara