2 Samoela 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy. 1 Mpanjaka 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nodimandry any amin’ny razany+ i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+
9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy.