20 Roa amby telopolo taona i Jorama tamin’izy nanomboka nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. Farany, dia maty izy nefa tsy nisy nalahelo azy.+ Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ izy, fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+
27 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Ahaza, ka nalevina tao an-tanàna tao Jerosalema, fa tsy nampidirina tao amin’ny fasan’ireo mpanjakan’ny Israely.+ Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.