FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Obadia 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ny fireharehan’ny fonao no namitaka anao,+ ry ilay mipetraka eny an-tsefatsefa-bato+ sy monina eny amin’ny toerana avo, ka manao anakampo hoe: ‘Iza no hampidina ahy eny amin’ny tany?’

  • Asan’ny Apostoly 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nividy+ saha tamin’ny vola azony tamin’ny tsy fahamarinana+ izy. Nianjera anefa izy ka ny lohany no lasa aloha.+ Ary vaky ny tao anatiny ka nipoaka, dia nipotsaka daholo ny tsinainy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara