9 “Ary ataovy ny tokotanin’ny+ tranolay. Ny lafiny mitodika any Negeba, izany hoe mitodika mianatsimo, dia hasiana fefy lamba vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara,+ ka zato hakiho ny halavany.
16 Ary hohanin’i Arona sy ny zanany lahy ao amin’ny toerana masina ny ambin’ilay fanatitra,+ izay hamboarina ho mofo tsy misy lalivay.+ Eo an-tokotanin’ny tranolay fihaonana no hihinanany azy.