12 Koa omeo ahy irỳ faritra be tendrombohitra irỳ, izay nampanantenain’i Jehovah tamin’iny andro iny.+ Efa renao tamin’iny andro iny fa nisy Anakita+ tao, sady nisy tanàna lehibe voaro mafy.+ Antenaiko anefa fa homba ahy i Jehovah.+ Dia handroaka azy ireo aho, araka izay nampanantenain’i Jehovah.”+