42 sy ny ampongabendanitra+ efajato ho an’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana ho an’ny harato tsirairay mba handrakotra ny loha andry roa niendrika vilia baolina, izay teo ambonin’ny andry roa,
22 Varahina ny loha andry teo amboniny,+ ary dimy hakiho ny haavon’ny loha andry iray.+ Ary varahina daholo ny harato nifampidipiditra sy ny ampongabendanitra nanodidina ny loha andry.+ Nisy toy izany koa teo amin’ilay andry faharoa sy ny ampongabendanitra.+