Ohabolana 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+ Asan’ny Apostoly 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izany indrindra no iezahako mandrakariva hanana feon’ny fieritreretana madio,+ izay milaza amiko fa tsy nanao ratsy teo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona aho.
20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+
16 Izany indrindra no iezahako mandrakariva hanana feon’ny fieritreretana madio,+ izay milaza amiko fa tsy nanao ratsy teo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona aho.