2 Tantara 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ka ireto avy ny andraikiny, arakaraka ny fianakaviambeny: Ny avy tamin’ny Joda, dia i Adna no mpifehy an’ireo lehiben’ny arivo. Ary nisy lehilahy telo hetsy natanjaka sy nahery fo+ niaraka taminy.
14 ka ireto avy ny andraikiny, arakaraka ny fianakaviambeny: Ny avy tamin’ny Joda, dia i Adna no mpifehy an’ireo lehiben’ny arivo. Ary nisy lehilahy telo hetsy natanjaka sy nahery fo+ niaraka taminy.