Deoteronomia 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary mahereza sy matanjaha.+ Aza matahotra na mivadi-po eo anatrehany,+ fa i Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao. Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+ Josoa 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa mahereza sy matanjaha,+ satria ianao no hitarika an’ity vahoaka ity handova+ ilay tany nianianako tamin’ny razany fa homena azy.+ 1 Tantara 28:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nifidy anao i Jehovah mba hanorina trano ho toerana masina. Koa mahereza, ka ataovy ilay asa.”+
6 Ary mahereza sy matanjaha.+ Aza matahotra na mivadi-po eo anatrehany,+ fa i Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao. Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+
6 Koa mahereza sy matanjaha,+ satria ianao no hitarika an’ity vahoaka ity handova+ ilay tany nianianako tamin’ny razany fa homena azy.+
10 Efa nifidy anao i Jehovah mba hanorina trano ho toerana masina. Koa mahereza, ka ataovy ilay asa.”+