1 Mpanjaka 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanao kerobima+ roa tamin’ny hazo mitera-menaka izy, tao amin’ny efitra anatiny indrindra. Folo hakiho avy no haavon’ny kerobima tsirairay.+
23 Ary nanao kerobima+ roa tamin’ny hazo mitera-menaka izy, tao amin’ny efitra anatiny indrindra. Folo hakiho avy no haavon’ny kerobima tsirairay.+