1 Mpanjaka 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Roapolo hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, roapolo hakiho ny sakany,+ ary roapolo hakiho koa ny haavony. Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony+ ilay izy, ary ny alitara+ kosa nopetahany takela-kazo sedera.
20 Roapolo hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, roapolo hakiho ny sakany,+ ary roapolo hakiho koa ny haavony. Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony+ ilay izy, ary ny alitara+ kosa nopetahany takela-kazo sedera.