FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mankanesa any amin’ny vahoaka, ary hamasino izy ireo anio sy rahampitso, ary asaivo manasa ny lamba fitafiny.+

  • Nomery 8:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nanadio ny tenany ny Levita,+ ary nanasa ny akanjony. Ary natolotr’i Arona ho fanatitra ahetsiketsika teo anatrehan’i Jehovah izy ireo.+ Koa nandrakotra ny fahotan’izy ireo i Arona mba hanadiovana azy.+

  • 2 Tantara 29:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Vitsy kely anefa ny mpisorona+ ka tsy nahavita nanendaka ny hoditry ny fanatitra dorana rehetra.+ Koa nanampy azy ireo ny Levita rahalahiny,+ mandra-pahavitan’ilay asa+ sy mandra-panamasin’ny mpisorona ny tenany.+ Fa nazoto+ kokoa nanamasina ny tenany ny Levita raha noharina tamin’ny mpisorona.

  • 2 Tantara 30:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nanome+ ombilahy arivo sy ondry fito arivo ho an’ny fiangonana i Hezekia mpanjakan’ny Joda, ary ny andriana+ kosa nanome ombilahy arivo sy ondry iray alina. Ary be dia be ny mpisorona+ nanamasina ny tenany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara