4 “Aza manao sary sokitra ho anao, na bikabikan-javatra mitovy amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.+
5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany,+ torotoroy ny tsangambatony masina,+ kapao+ ny tsato-kazony masina,+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+